| Entry | mifanerana (erana) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mitovy hatiana, lanja, habe: Mifanerana tsara amin' ny lohanao io satroka io fa vidio Mifanaraka, mifanentana: Mifanerana amin' ny hareny ihany ny vola laniny ka tsy mampaninona azy [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|