|
|
|
|

Entry mifanena (tsena)
Part of speech active verb
 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
 Se rencontrer réciproquement [1.107]
Examples 
1Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
2Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4]
3Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]
Morphology 
Present : mifanena
Past : nifanena
Future : hifanena
Imperative : mifane

Entry mifanenà (tsena)
Part of speech imperative of active verb mifanena [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20