| Entry |
mifandray
(ray)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mampita, mifampitohy [1.13]
|
| | Communiquer [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy.
[2.245]
|
| 2 | ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany?
[1.369]
|
| 3 | Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona.
[2.117]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mifandray |
| Past : |
nifandray |
| Future : |
hifandray |
|
|