| Entry |
mieritreritra
(eritreritra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1]
|
| | To meditate [1.2, 1.7]
|
| | To think, to cogitate [1.2]
|
| | To weigh and ponder [1.7]
|
| | Méditer, réfléchir; songer [1.8]
|
| Examples |
| 1 | mba nahay nisento lalina sy nieritreritra lavitra toa izany koa teo amin' ny voaloham-pitiavany ...
[2.470]
|
| 2 | Rahefa nieritreritra aho, dia hitako fa tokony ho marina izany.
[2.471]
|
| 3 | Nieritreritra lalina momba iny fifampikasohanay tamin' I Bemanana raha iny aho taty aoriana.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mieritreritra |
| Past : |
nieritreritra |
| Future : |
hieritreritra |
| Imperative : |
mieritrereta |
|
| Synonyms | |
|