| Entry | mieritra (eritra) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1] | |||||||||
| To meditate [1.2, 1.7] | |||||||||
| To think, to cogitate [1.2] | |||||||||
| Réfléchir, rêver, songer [1.3] | |||||||||
| Examples | Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo.
[2.996] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mieritreritra | ||||||||
| Updated on 2025/09/13 |
|