| Entry | mielanelana (elanelana (elana)) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | mielanelàna (elanelana (elana)) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mielanelana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|