| Entry |
midoladola
(doladola (dola))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miraidraika, mirona miankavia miankavanana
[1.1]
|
| | To shake or wag (of the head); to reel [1.7]
|
| | Se balancer, comme la tête en dansant; tituber [1.8]
|
| Examples | Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
midoladola |
| Past : |
nidoladola |
| Future : |
hidoladola |
| Imperative : |
midoladolà |
|
|
| Entry |
midoladolà
(doladola (dola))
|
| Part of speech | imperative of active verb midoladola
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|