|
|
|
|

Entry midingina (dingina)
Part of speech active verb
 Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1]
 To exceed, to advance, to go beyond [1.2]
Morphology 
Present : midingina
Past : nidingina
Future : hidingina
Imperative : midingìna

Entry midingìna (dingina)
Part of speech imperative of active verb midingina [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20