| Entry |
midera
(dera)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
|
| | To praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
|
| | To praise, to speak well of [1.7]
|
| | Louer, exalter [1.3, 1.8]
|
| | Célébrer [1.3]
|
| Examples | Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
midera |
| Past : |
nidera |
| Future : |
hidera |
| Imperative : |
miderà |
|
|
| Entry |
miderà
(dera)
|
| Part of speech | imperative of active verb midera
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|