|
|
|
|

Entry miaramila
Part of speech noun
 Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1]
 A soldier [1.7]
 Soldat [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Ireny no miaramilam-potaka [2.472]
2Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471]
3Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
Morphology 
Simple : miaramila, miaramilako, miaramilanao, miaramilany, miaramilantsika, miaramilanay, miaramilanareo, miaramilan', miaramilan-, miaramilam-
Origin Explanations in French: mirmillon.
Analogs  lahindefona ~ sorodany ~ ambasy ~ ambavabasy ~ vata-miaramila ~ manamboninahitra tafika ~ mpiantafika ~ foloalindahy ~ rainiolona ~ tsatsimenitra ~ ankotralahy ~ zazavao ~ menavazana ~ kadetra ~ raindahiny ~ bekotromaroholatra ~ mpisavaranonando

Updated on 2024/07/27