|
|
|
|

Entry lahindefona
Part of speech noun
Elementary words lahy, lefona
 Lehilahy nianatra ny ady an-defona ka tonga nahay fatratra amin' ny tora-defona, tombo-defona, fiarovan-tena amin' ny ampinga [1.1]

Updated on 2024/12/27