|
|
|
|

Entry miaraka (araka)
Part of speech active verb
 Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe
Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy
(fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [1.1]
 To accompany [1.2, 1.7]
 To go together, to associate [1.2]
 To go with [1.7]
 Accompagner [1.8]
Morphology 
Present : miaraka
Past : niaraka
Future : hiaraka
Imperative : miaraha

Updated on 2023/01/20