| Entry |
araka
|
| Part of speech | preposition
|
| | Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika [1.1]
|
| | According to, following [1.7]
|
| | Selon, suivant [1.3, 1.8]
|
| | D'après, en proportion [1.3]
|
| Examples |
| 1 | araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3]
|
| 2 | araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire)
[1.3]
|
| 3 | araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail)
[1.3]
|
|
|
| Entry |
araka
|
| Part of speech | noun
|
| | Milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso [1.1]
|
| | Action de suivre, d’accompagner Action de réclamer, d'imiter [full text in 1.3, 1.5]
|
| | Action de revendiquer Action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter [1.3]
|
| Morphology |
| Simple : |
araka,
arako,
arakao,
arany,
aratsika,
arakay,
arakareo,
arak',
ara-,
araky |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
araka
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Betsimisaraka]
reraka,
sasatra
[1.78]
|
|
| Entry |
araka
|
| Part of speech | noun
|
| | Karazan-toaka mahery [1.10]
|
| Origin | Arabic: araq.
|
|