|
|
|
|

Entry miantefa (antefa)
Part of speech active verb
 Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana
Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
 To light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
Examples Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy. [2.470]
Morphology 
Present : miantefa
Past : niantefa
Future : hiantefa
Imperative : miantefà

Entry miantefà (antefa)
Part of speech imperative of active verb miantefa [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20