| Entry |
mianiana
(aniana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva [1.1]
|
| | To take an oath [1.2, 1.7]
|
| | To swear [1.2]
|
| | PrĂȘter serment [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Mianiana amin' ise aho fa tsia!
[2.529]
|
| 2 | Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko!
[2.285]
|
| 3 | Mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika!
[2.113]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mianiana |
| Past : |
nianiana |
| Future : |
hianiana |
| Imperative : |
mianiàna |
|
|
| Entry |
mianiàna
(aniana)
|
| Part of speech | imperative of active verb mianiana
|
|