|
|
|
|

Entry miangona (angona)
Part of speech active verb
 Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona
Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano
Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
 To assemble, to congregate [1.2]
 Se réunir, s'assembler [1.3]
Morphology 
Present : miangona
Past : niangona
Future : hiangona
Imperative : miangòna

Entry mianna (angona)
Part of speech imperative of active verb miangona [Full list]

Updated on 2023/01/20