| Entry |
miampofo
(fofo)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mametraka (ny zazakely) eo ambony fe ka mipetraka koa ny tena amin' izany [1.1]
|
| | To nurse in the lap. [1.2]
|
| Examples |
| 1 | Ary nony hilalao izy, miampofo ny zana' ny eo ambony rano hankany Ambohidratrimo.
[2.48]
|
| 2 | nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
[2.5]
|
|
| Morphology |
| Present : |
miampofo |
| Past : |
niampofo |
| Future : |
hiampofo |
| Imperative : |
miampofoa |
|
|