| Entry | miampanga (ampanga) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] | |||||||||
| To accuse [1.2, 1.7] | |||||||||
| To charge. [1.2] | |||||||||
| Accuser, dénoncer [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | miampangà (ampanga) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb miampanga | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2024/05/26 |
|