| Entry |
miambatra
(ambatra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany
[1.1]
|
| | To be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela
[1.2]
|
| | Avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée Se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [1.3]
|
| Examples | Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy.
[2.499]
|
| Morphology |
| Present : |
miambatra |
| Past : |
niambatra |
| Future : |
hiambatra |
|
|