| Entry | miakanakana (akanakana (akana)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1] | |||||||
| To hesitate in speaking, to demur. [1.2] | |||||||
| To speak hesitantly or brokenly. [1.7] | |||||||
| Balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|