| Entry |
miadaladala
(adaladala (adala))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
|
| | To be simple, unwise, or silly. [1.2]
|
| Morphology |
| Present : |
miadaladala |
| Past : |
niadaladala |
| Future : |
hiadaladala |
| Imperative : |
miadaladalà |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
miadaladalĂ
(adaladala (adala))
|
| Part of speech | imperative of active verb miadaladala
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|