|
|
|
|

Entry mena-
Part of speech morphological form of menaka
Examples 
1Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao [2.588]
2dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo [2.996]

Entry mena-
Part of speech morphological form of menatra

Entry mena
Part of speech adjective
 Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
 Red [1.7]
 Rouge [1.3, 1.8]
Examples 
1Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69]
2Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298]
3Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558]
Tables and plates The Colors

Entry mena
Part of speech adjective
  [Bara] tezitra [1.78]
 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
 Emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]

Entry mena
Part of speech adjective
Vocabulary 
Tables and plates Cattle Coat Colors
Illustrations 

Entry meña
Part of speech active verb
  [Taisaka] mankany ... [1.78]

Entry mena
Part of speech morphological form of mener
Examples 
1Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) [1.3]
2Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) [1.3]

Updated on 2025/06/12