|
|
|
|

Entry meda
Part of speech adjective
 Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ milasilasy ~ mimeda ~ mitahontahona ~ mitaraikiraiky ~ mitaredretra ~ mitaveravera ~ mitavozavoza ~ mitsiredretra [1.1]
 (peu usité) lent, lambin [1.3]
Derivatives 
Synonyms medameda

Entry Meda
Part of speech name (biblical) [Full list]
 Meda [2.996]
 Medes [2.996]
 Mèdes [2.996]
Vocabulary 
Examples Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao? [2.996]

Updated on 2017/05/16