| Entry | masoandro | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | maso, andro | |
| Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] | ||
| The sun [1.2, 1.7] | ||
| Soleil (figuré) le père, le souverain [1.3] | ||
| Le soleil [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499] | |
| Article | Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2023/12/16 |
|