|
|
|
|

Entry marin-drano
Part of speech locution
Elementary words marina, rano
 Ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina
Anambarana fa tena marina [1.1]
 Level like water [1.7]
 De niveau comme l'eau [1.8]
Examples 
1Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo [2.424]
2Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano. [4.27]

Updated on 2024/08/13