|
|
|
|

Entry mantsina (hantsina)
Part of speech adjective
  [Sihanaka] [ mantsiña ] Maimbo [1.78]
 Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky
Jereo maimbo [1.1]
 Stinking offensively. For derivatives see under mantsina. [1.2]
 Stinking [1.7]
 Puant [1.8]
 Puant, à odeur nauséabonde [1.196]
Examples 
1Misy koa anefa toerana mantsina be. [2.442]
2Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! [2.270]

Updated on 2023/01/20