| Entry |
manovona
(tovona)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manampy avy eo ambony na avy eo aloha: Manovona a eo alohan' ny fototeny no fanaovana matoantenin' ny atao, toy ny hoe sondrotra -- asondrotra [1.1]
|
| | Ajouter, comme une assise de terre, ajouter quelque chose par-dessus le marché [1.3]
|
| Examples |
| 1 | Tsy manovona ampen-tany
[2.59]
|
| 2 | Tsy mba ataonay toy izany ny fitiavana an' i Kelimafana, fa ataonay tefi-tanimanga, ka ny manala tsy misy, fa ny manovona no atao
[2.587]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manovona |
| Past : |
nanovona |
| Future : |
hanovona |
| Imperative : |
manovòna |
|
|
| Entry |
manovòna
(tovona)
|
| Part of speech | imperative of active verb manovona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|