|
|
|
|

Entry manova (ova)
Part of speech active verb
 Manolo: Nanova akanjo Izy mba tsy ho fantatra
Mampanjary ho hafa: Nanova ny rano ho divay i Jeso tamin' ny fanambadiana tany Kand
Manamboatra ho hafa, ho vaovao: Tokony hanova famindra Lay raha te hahomby [1.1]
 To change [1.7]
 Changer, modifier [1.8]
Examples Tsy manova na inona na inona amintsika izay miseho any Eoropa! [2.471]
Morphology 
Present : manova
Past : nanova
Future : hanova
Imperative : manovà

Entry manova
Part of speech active verb
  [Bara] Manampy [1.78]

Entry manova
Part of speech active verb
  [Taisaka] Manakatona [1.78]

Entry manovà (ova)
Part of speech imperative of active verb manova [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20