| Entry | manosy (hosy) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| [Tanala] [ mañosy ] Mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [1.78] | |||||||||
| Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona Mambabo fananana [1.1] | |||||||||
| To trample the mud in ricefields [1.7] | |||||||||
| Piétiner, tremper dans Manquer d'égards Spolier, confisquer [1.3] | |||||||||
| Piétiner les rizières [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | mañose | ||||||||
| Updated on 2022/12/06 |
|