| Entry |
manorisory
(sorisory (sory))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahasosotra, mahadikidiky: Manorisory mihitsy izany tabataba ataon' ny ankizy izany Manao izay hahasosotra ny hafa: Atsaharo io fanaonao io fa manorisory ny mpampianatra Mampahory, mampijaly: Tandremo ny manorisory ny zandrin' ialahy a! [1.1]
|
| | To vex, to chagrin [1.7]
|
| | Vexer, agacer [1.8]
|
| Examples | Miara-homehy sy ory aminao izy, nefa azo tsapaintànana koa fa manorisory azy ny hiditra lalindalina amin' izay resahina aminy.
[2.5]
|
| Morphology |
| Present : |
manorisory |
| Past : |
nanorisory |
| Future : |
hanorisory |
| Imperative : |
manorisoria |
|
|