| Entry |
manorina
(orina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manangana, mampijoro: Manorina trano Manorina fikambanana, tokantrano Manatsatoka: Manorina famolaina [1.1]
|
| | manangana
[1.13]
|
| | To found, to establish [1.2, 1.7]
|
| | To raise [1.2]
|
| | To lay foundations [1.7]
|
| | Poser des fondations: fonder, établir [1.8]
|
| | Bâtir, construire, implanter [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta.
[2.472]
|
| 2 | Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina
[2.48]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manorina |
| Past : |
nanorina |
| Future : |
hanorina |
| Imperative : |
manorena |
|
|