|
|
|
|

Entry manangana (tsangana)
Part of speech active verb
 Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
Mampijoro, manorina: Manangan-trano
Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Morphology 
Present : manangana
Past : nanangana
Future : hanangana
Imperative : mananna

Entry manangana (angana)
Part of speech active verb
 Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
 Se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]

Entry manangana (angana)
Part of speech active verb
  [Provincial] To lift up the head [1.2]

Entry manangana
Part of speech active verb
  [Sihanaka] mijanona [1.78]

Entry mananna (tsangana)
Part of speech imperative of active verb manangana [Full list]

Updated on 2023/08/11