| Entry |
manongotra
(ongotra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]
|
| | Manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
|
| | To pluck up by the roots. [1.2]
|
| | To pull up by the roots [1.7]
|
| | Arracher, déraciner [1.8]
|
| | Arracher [1.13]
|
| Examples | Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472]
|
| Morphology |
| Present : |
manongotra |
| Past : |
nanongotra |
| Future : |
hanongotra |
| Imperative : |
manongota |
|
| Illustrations |
|
|
| Entry |
manongotra
(tongotra)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandray amin' ny tongotra [1.1]
|
| | Saisir par le pied [1.3]
|
| Morphology |
| Present : |
manongotra |
| Past : |
nanongotra |
| Future : |
hanongotra |
| Imperative : |
manongora |
|
|