| Entry |
manondrana
(ondrana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina [1.1]
|
| | Mandefa entana any ivelan'ny firenena [1.13]
|
| | To put goods on board. [1.2]
|
| | Embarquer quelqu'un ou quelque chose [1.3]
|
| | Exporter [1.13]
|
| Examples | Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy.
[2.366]
|
| Morphology |
| Present : |
manondrana |
| Past : |
nanondrana |
| Future : |
hanondrana |
| Imperative : |
manondràna |
|
|
| Entry |
manondrana
(ondrana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra [1.1]
|
| | To show foolishness, to act the fool [1.2]
|
| | être imbécile, faire le fou Commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense [1.3]
|
| Examples | fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;
[2.69]
|
|
| Entry |
manondràna
(ondrana)
|
| Part of speech | imperative of active verb manondrana
|
|
| Entry |
manondràna
(ondrana)
|
| Part of speech | imperative of active verb manondrana
|
| | [1.1]
|
| | Fais l'imbécile! [1.3]
|
|