| Entry |
manompa
(ompa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa
[1.1]
|
| | To revile, to abuse, to vilify. [1.2]
|
| | To use foul language to threaten; to curse [1.7]
|
| | Maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
|
| Examples | Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
manompa |
| Past : |
nanompa |
| Future : |
hanompa |
| Imperative : |
manompà |
|
|
| Entry |
manompà
(ompa)
|
| Part of speech | imperative of active verb manompa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|