| Entry |
manombina
(tombina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
manombina |
| Past : |
nanombina |
| Future : |
hanombina |
| Imperative : |
manombèna |
|
|
| Entry |
manombina
(sombina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Maka manala ilany kely: Manombin-kena Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
manombina |
| Past : |
nanombina |
| Future : |
hanombina |
| Imperative : |
manombìna |
|
|
| Entry |
manombìna
(sombina)
|
| Part of speech | imperative of active verb manombina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|