|
|
|
|

Entry manombana (tombana)
Part of speech adjective
 Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [1.1]
Examples Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [2.471]

Entry manombana (tombana)
Part of speech active verb
 Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [1.1]
 To appraise, to estimate [1.7]
 évaluer, apprécier [1.8]
Morphology 
Present : manombana
Past : nanombana
Future : hanombana
Imperative : manombàna

Entry manombàna (tombana)
Part of speech imperative of active verb manombana [Full list]
  [1.3]

Updated on 2022/09/05