|
|
|
|

Entry manoloana (oloana)
Part of speech active verb
 Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
 To put one's self in front of another yet face to face. [1.2]
 To be in face of, to be in front of [1.7]
 être devant, en face de [1.8]
Examples 
1Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy; [2.470]
2Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika. [2.472]
Morphology 
Present : manoloana
Past : nanoloana
Future : hanoloana
Imperative : manoloàna

Entry manoloàna (oloana)
Part of speech imperative of active verb manoloana [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20