| Entry |
manofa
(hofa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
|
| | To rent, to pay rent for [1.7]
|
| | Louer, payer un loyer [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
manofa |
| Past : |
nanofa |
| Future : |
hanofa |
| Imperative : |
manofà |
|
|
| Entry |
manofa
(hofa)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]
|
|
| Entry |
manofà
(hofa)
|
| Part of speech | imperative of active verb manofa
|
| | [1.1]
|
|