|
|
|
|

Entry manodidina (hodidina)
Part of speech active verb
 Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
 To surround; to go around [1.7]
 Entourer; faire le tour [1.8]
Examples Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Morphology 
Present : manodidina
Past : nanodidina
Future : hanodidina
Imperative : manodidìna

Entry manodidìna (hodidina)
Part of speech imperative of active verb manodidina [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/08/11