| Entry | mankahery (hery) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|