|
|
|
|

Entry manjanona (janona)
Part of speech active verb
 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Morphology 
Present : manjanona
Past : nanjanona
Future : hanjanona
Imperative : manjanòna
Synonyms manajanona

Entry manjanòna (janona)
Part of speech imperative of active verb manjanona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20