| Entry | manizina (izina) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io? Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manizìna (izina) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manizina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|