| Entry |
manitra
(hanitra)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
[1.1]
|
| | Fragrant [1.7]
|
| | Parfumé [1.8]
|
| | [Merina]
(de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées.
[1.196]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny
[2.470]
|
| 2 | Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany.
[2.471]
|
| 3 | Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka.
[2.472]
|
|
| Analogs |
Andriamanitra |
|