|
|
|
|

Entry mani-pofona
Part of speech locution
Elementary words manitra, fofona
Allegation Word or locution seen in: manitra
Examples 
1Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo; [2.996]
2Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470]

Updated on 2024/03/08