| Entry |
manipy
(tsipy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
|
| | Lancer [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Koa manipy teny aminareo izahay;
[2.587]
|
| 2 | Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano.
[1.437]
|
| 3 | Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka.
[2.117]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manipy |
| Past : |
nanipy |
| Future : |
hanipy |
| Imperative : |
manipaza |
|
|
| Entry |
manipy
(tsipy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | [Bara, Tambahoaka]
mamafy (voa )
[1.78]
|
|