|
|
|
|

Entry maningina (tsingina)
Part of speech active verb
 Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
 Mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13]
 Souder [1.13]
Morphology 
Present : maningina
Past : naningina
Future : haningina
Imperative : maningìna

Entry maningìna (tsingina)
Part of speech imperative of active verb maningina [Full list]
  [1.1]

Updated on 2023/01/20