| Entry |
manindrana
(indrana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
|
| | Aller à côté de [1.3]
|
| Examples | Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana.
[2.471]
|
| Morphology |
| Present : |
manindrana |
| Past : |
nanindrana |
| Future : |
hanindrana |
| Imperative : |
manindràna |
|
|
| Entry |
manindràna
(indrana)
|
| Part of speech | imperative of active verb manindrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|