| Entry |
manimba
(simba)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [1.1]
|
| | Endommager, dégrader, détruire [1.13]
|
| Examples |
| 1 | ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina!
[2.470]
|
| 2 | Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Present : |
manimba |
| Past : |
nanimba |
| Future : |
hanimba |
| Imperative : |
manimbà |
|
|
| Entry |
manimba
(simba)
|
| Part of speech | adjective
|
| | Nocif [1.13]
|
|
| Entry |
manimbà
(simba)
|
| Part of speech | imperative of active verb manimba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|