| Entry | sia | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Very, diso lalana [1.78] | ||
| [Tanala] Very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [1.78] | ||
| [Tanosy] Very lalana [1.78] | ||
| Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] | ||
| A turning aside, a wandering about [1.7] | ||
| Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | siasia | |
| Updated on 2022/04/12 |
|